|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ny arivo lahy tsy maty indray andro |
| Singan-teny | 2 arivo, 3 lahy, 4 tsy, 5 maty, 6 indray, 7 andro |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 teny nataon' Andrianjaka raha nametraka miaramila arivo lahy tao
10 Antananarivo izy; io fitenenana io koa anefa dia 11 lazain'ny maro fa mety hilaza ny faharetan'ny olona maro manatri-maso zavatra iray, fa raha vavolombelona arivo tokoa mantsy tsy ho faty indray andro akory [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|