|
|
|
|

Teny iditra1  ntaololahy
Singan-teny  2 ntaolo, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 a venerable old man. [1.2]
Ohatra  6  Aiza ianareo ry ntaololahy no tsy nitantara? [2.296]
7  An-kolaka nahasoa azy iny ary tahaka ny nandindondindona ity ntaololahy ny tsy maintsy hiverenany amin' ny maha mpananotena azy indray. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12