|
|
|
|

Entrée1  ntaolo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [1.1]
Explications en anglais  4  [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [1.2]
5  the men of old, the ancestors [1.7]
Explications en français  6  les anciens, les ancêtres [1.8]
Exemples  7  Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo. [2.245#]
8  Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437#]
9  Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy. [2.436#]
Tous les mots composés  10  5 combinaisons de ce mot
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 ntaolo, 13 tolona

Mis à jour le 2025/10/08