| Entrée (1/2) | 1 nongo |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany [1.1] |
| Entrée (2/2) | 4 nongo |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en malgache |
6 Vilany tanimanga misy faritra boribory manodidina ny vavany toy ny voalaza etsy ambony, ary kely vava fa be kibo, fahandroana laoka na haninkotrana. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 a particular kind of pot used for cooking laoka. [swa. Nyungu.] [1.2] |
| Tous les mots composés | 8 4 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|