| Entrée (1/2) | 1 ndry |
| Partie du discours | 2 interjection [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1] |
| Explications en anglais |
4 showing surprise or pain; what ? oh ! [1.7] |
| Explications en français |
5 indique la surprise ou la douleur [1.8] |
| Exemples |
6 ndry, fangaha misy marary ato aminareo?
[2.472]
|
| Autres orthographes | 7 ndre |
| Entrée (2/2) | 8 ndry |
| Partie du discours | 9 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
10 Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan' ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin' ny "ianao", saingy milaza fifankazarana lehibe: Ho aiza indry rahariva? [1.1] |
| Autres orthographes | 11 indry |
| Synonymes | 12 ndriako |
| Tableaux et planches |
13 Tous les pronoms |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|