Entrée | 1 nahim-po |
Mots élémentaires | 2 nahy, 3 fo |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona An-tsitrapo: Nomelohin' ny fitsarana izy satria nahim-pony no nanaovany ilay heloka vitany [1.1] |
Explications en anglais |
6 one's own sweet will [1.7] |
Explications en français |
7 sa propre volonté [1.8] |
Anagrammes | 8 himpona, 9 mpanohy, 10 nahim-po |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |