|
|
|
|

Teny iditra1  mpitantara
Fototeny  2 tantara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 celui qui raconte. [1.3#677]
5 conteur, traditioniste. [1.5#283]
Ohatra  6  Mpampianatra, mpanabe ary mpitantara angano izy. [2.528#]
7  Tokony tamin' ny taona 1100 izany, hoy ny mpitantara sasany. [2.508#]
8  Rehefa tonga teo andrefan-tanànan'ny mpitantara ity dia miato aloha ny vahoaka ary napetraka ny faty; [2.588#]

Fivaditsoratra  9 mpanatitra, 10 mpanitatra, 11 mpitantara

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12