| Entrée | 1 mpisotro |
| Radical | 2 sotro |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fatra-pitia misotro toaka na divay [1.1] |
| Explications en anglais |
5 a drinker, a drunkard [1.7] |
| Explications en français |
6 buveur, ivrogne [1.8] |
| Exemples |
7 Mampalahelo anefa fa mpisotro io ramatoa io.
[1.369#]
8 Toy ny mpisotro ronono, tsy nanan-katao intsony izy. [2.270#] 9 Ny tena nijaly dia ny mpisotro kafe tsy nahita siramamy intsony; [2.472#] |
| Tous les mots composés | 10 mpisotro ronono |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|