|
|
|
|

Teny iditra1  mpiresaka
Fototeny  2 resaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 un causeur, les interlocuteurs. [1.3]
Ohatra  5  Mahagaga, hoy ny mpiresaka, raha ireny devoly efa saiky naniry tandroka ireny no mba hiova! [2.499]
6  Izay no heriny amana tsiron'io fomba io: tena mahazatra ny mpikabary sy ny mpiresaka malagasy. [2.298]

Fivaditsoratra  7 mparesaky, 8 mpiresaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12