| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mpikasa | 
| Fototeny | 2kasa | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 [1.1] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
5 celui qui se propose souvent [1.3#316] | 
| Ohatra | 
6 nahalala ny fandehan' ny teti-dratsin' ny mpikasa hanongana ny mpanjakavavy ny Praiminisitra Rainilaiarivony.
[2.270#] 
 | 
| Fivaditsoratra | 7 mpikasa, 8 mpisaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |