|
|
|
|

Teny iditra1  mpiantoka
Fototeny  2 antoka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona tompon' andraikitra amin' ny fahavitan' ny asa na trano atao anankiray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 garant, tuteur. [1.13]
Kamban-teny rehetra  6 fitadiavana mpiantoka asa
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 mpiantoka, 9 mpikatona, 10 mpikotana, 11 mpitakona, 12 mpitokana, 13 mpitonàka, 14 tinampoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09