Entrée | 1 mpianatra |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra [1.1] |
Explications en anglais |
5 a pupil, a student [1.7] |
Explications en français |
6 étudiant, élève [1.3, 1.8] 7 disciple, imitateur [1.3] |
Exemples |
8 Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
[2.332#]
9 Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 13 Education |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mpianatra |
Article | 15 Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 16 mañapatry, 17 manapitra, 18 mpanaitra, 19 mpianatra, 20 mpiatrana |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |