|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mpandinika |
| Fototeny | 2 dinika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 celui qui examine.
[1.3#106] |
| Ohatra |
5 Be ny mpandinika mahay efa namelabelatra ny finoan-drazana momba an' Andriamanitra-Andriananahary.
[2.296#]
|
| Teny iditra (2/2) | 6 mpandinika |
| Fototeny | 7 dinika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 un ruminant.
[1.3#106] |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|