Entrée (1/2) | 1 mpanampy |
Radical | 2 ampy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Olona manao izay tsy vitan' ny tena amin' ny asa atao [1.1] 5 olona na zavatra ampiasaina vonjimaika amin'ny fanatanterahana asa iray [1.13] |
Explications en français |
6 auxiliaire [1.13] |
Exemples |
7 kojakojan-javatra samihafa samy niezahako tsy nisy mpanampy tao.
[2.643#]
8 Ny filoha sy ireo mpitsara mpanampy no manendry ny mpitan-tsoratra. [2.114#] |
Entrée (2/2) | 9 mpanampy |
Radical | 10 ampy |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 zanateny entina manamafy teny iray [1.13] |
Explications en français |
13 auxiliaire [1.13] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 16 Linguistique |
Analogues | 17 mpanampymahayroa |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |