|
|
|
|

Teny iditra1  mpamerin-drà
Singan-teny  2 mpamerina, 3 ra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [mpamerindra] 5 Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena). [1.1]
Voambolana  6  Haiaina
Mpanahaka  7  mpanelira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02