|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpamakilay |
| Singan-teny | 2 mpamaky, 3 lay |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Olona mpialoha manokatra ny lalana amin' ny karazan-javatra samihafa ka mazàna misetra ny mafy sy sarotra
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|