|
|
|
|

Teny iditra1  mpahay lalàna
Singan-teny  2 mpahay, 3 lana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1]
Tovy hevitra  6 olona mahay lalàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12