|
|
|
|

Teny iditra1  mizahozaho
Fototeny  2 izahozaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao ny tena ho zavatra; manambony tena; rehefa miteny tsy manankotenenina afa-tsy ny "izaho, izaho", fatra-pilaza tena raha miresaka
5 Mitompo teny fantatra
6 Mandidididy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Parler toujours en son nom, alors qu'il faudrait parler au nom de plusieurs, se mettre toujours en avant, s'attribuer le mérite, la prééminence, le principal rôle. [1.3#287]
8 Se mettre toujours en avant, s'attribuer le principal rôle, être prétentieux, faire l'important (synonymes matin-kambo, mizitizity). [1.5]
Ohatra  9  Vokatr' izany, dia olona miavona, mirehareha, mizahozaho, manao tsinontsinona ny namany, izany no saika hita hatraiza hatraiza. [1.317#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mihazohazo, mizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08