|
|
|
|

Teny iditra1  mivahovaho
Fototeny  2 vahovaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihararetra: Mivahovaho mafy ity mahantra ity ka asa na reraka na mangatsiaka.
5 Miambakambaka, miakanakana, mivakavaka, miambatrambatra: Nivahovaho aoka izany erỳ izy raha nandahateny tamin' ny vahoaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 trembler, parler difficilement. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12