|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsingina
Fototeny  2 tsingina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono.
5 Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity.
6 Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana. [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitsingìna
Fototeny  12 tsingina
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  14 mitsingìna, mitsingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12