|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsindrona
Fototeny  2 tsindrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsindronina; mitsabo tena amin' ny tsindrona: Mitsindrona isaky ny hateloana ity marary ity. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitsindròna
Fototeny  10 tsindrona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsindrona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  12 mitsindròna, mitsindrona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/12