| Entrée | 1 mitsarapaka |
| Radical | 2 tsarapaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mianjera na mibolisatra tampoka tsy nampoizina ao anaty lavaka, rano...: Nitsarapaka tao anaty lavaka no nahafolaka ny tongotro Miantoraka mamely ny fahavalo [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|