|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitotorebika |
| Singan-teny | 2 mitoto, 3 rebika |
| Sokajin-teny | 4 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Mandihy somary mitsinjaka falifaly; mandihy manipy sandry malefadefaka fa ny tongotra kosa mitoto, izay manao toy ny mively langorony, mitana ba, manamafy ny lamako
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|