|
|
|
|

Teny iditra1  mitoetoetra
Fototeny  2 toetoetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Fatakamana moa izy no mbola nitoetoetra ka dia tao no namantana ilay mpanatitra taratasy. [2.499]
5  Kanefa ny Amalekita tsirairay dia mety ho nisy nitoetoetra tany amin' ny tanin' ny Israely ihany [1.38]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29