Entrée | 1 mita rano |
Mots élémentaires | 2 mita, 3 rano |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita [1.1] |
Exemples |
6 Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana.
[2.649#]
|
Anagrammes | 7 amitrano, 8 manoitra, 9 mianotra, 10 mita rano, 11 mitarona, 12 rano maty, 13 tanimora, 14 tany mora |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |