|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaky |
| Fototeny | 2 taky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho
5 Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to demand one's due
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 réclamer, réclamer son dû
[1.8] |
| Ohatra |
8 mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana;
[2.69#17]
9 Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. [2.895#163] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 14 maka ny an' ny tena, 15 mamoritra, 16 mampandoa, 17 manao tadidin' ny mpanaraka, 18 manao takin' adala, 19 manaraka, 20 mihady levenambola |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mitaky |
| Fivaditsoratra | 22 Kitima, 23 makity, mitaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|