|
|
|
|

Teny iditra1 mitahia fa lasan-ko razana
Singan-teny  2mitahia, 3lasa, 4ho, 5razana
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 teny tenenina ataon' ny olona miresaka ka manonona ny anaran' olona efa maty amin' ny andro alina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12