| Entrée | 1 misoratra |
| Radical | 2 soratra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2#589] |
| Explications en français |
6 S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3#632] |
| Exemples |
7 ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta;
[2.588#]
8 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#] 9 Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 ampy misoratra |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 Maroratsy, 17 misoratra |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|