| Entrée (1/2) | 1 misesika |
| Radical | 2 sesika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Misy sesika: Misesika horompotsy io kidoro io ka asa raha ho tianao Feno: Misesika ny entana ny efitrano ka tsy misy hidirana intsony Mirohotra miditra na mitsofoka an-keriny: Nisesika niditra tao an-trano fianarana ny ankizy Mihinana be ambosika, na terena hihinana toy ny vorona afahy: Loza raha hisesika katsaka io ganagana io [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to enter by force [1.7] |
| Explications en français |
6 entrer par la force [1.8] |
| Exemples |
7 Kidoro jiafotsy misesika mololo no fandriana niraisany ary bodofotsy iray efa misy tampitampina no nirakofany.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 12 misesika |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Explications en malgache |
14 manerana [Sihanaka]
[1.78] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|