|
|
|
|

Teny iditra1  misasasasa
Fototeny  2 sasasasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [1.3]
Ohatra  6  ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356]
7  Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Voambolana  11  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08