|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  misary
Fototeny  2 sary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin' ireo tovovavy ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pretend something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ressembler à, feindre, simuler [1.3]
7 faire semblant [1.8]
Ohatra  8  Avy eo miseho ny tantara rehetra misary fanarabiana; [2.470]
Kamban-teny rehetra  9 misarin' adala

Teny iditra (2/3)10  misary
Fototeny  11 sary
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Mitsirika, misafo
14 Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15 inspecter, examiner, sonder; visiter le panier de pêche et l'enlever [1.3]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)22  misary
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 mamangy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  25 masiry, misary, 26 misira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17