| Entrée | 1 misaroro |
| Radical | 2 saroro |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny mamitaka amim-pahakingana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny [1.1] |
| Explications en français |
5 cajoler, sonder, tromper adroitement [1.3] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 10 misarory |
| Analogues | 11 mangaroka, misafary |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|