|
|
|
|

Teny iditra1  misarivy
Fototeny  2 sarivy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikarakara sy mandroso sakafo.
5 Manampy ny pretra amin' ny fanaovana lamesa (fiteny matetika kokoa amin' ity hevitra faharoa ny hoe misarivy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 servir à table, servir la messe. [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12