|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misara-tsaina |
| Singan-teny | 2 misaraka, 3 saina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be of different opinions
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 être d'avis différents
[1.8] |
| Tovy hevitra | 8 misara-kevitra |
| Fivaditsoratra | 9 asaramañitsy, misara-tsaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|