|
|
|
|

Entrée1  misara maina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  misara, maina
Explications en malgache  4  [1.1] misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita
Synonymes  5  misara-poana, misara-potsiny

Mis à jour le 2025/07/29