|
|
|
|

Teny iditra1  misara-tsaina
Singan-teny  2 misaraka, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be of different opinions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être d'avis différents [1.8]
Tovy hevitra  8 misara-kevitra

Fivaditsoratra  9 asaramañitsy, misara-tsaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12