Entrée (1/2) | 1 misandratra andro |
Mots élémentaires | 2 misandratra, 3 andro |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 enti-milaza ny fotoana hatramin' ny maraina ka hatramin' ny mitataovovonana [1.1] |
Exemples |
6 misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
[2.470]
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 8 Temps |
Entrée (2/2) | 9 Misandratra Andro |
Mots élémentaires | 10 misandratra andro |
Partie du discours | 11 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
12 Raoelina 13 Rajaobelina |
Anagrammes | 14 andro misandratra, 15 misandratra andro, Misandratra Andro |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |