| Entrée | 1 mirimorimo |
| Radical | 2 rimorimo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 mirimorimo, 11 miromiromy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|