Entrée | 1 mirihana |
Radical | 2 rihana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay Misy ngorodona [1.1] |
Exemples |
5 Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja.
[2.472]
|
Anagrammes | 6 marihina, 7 mirihana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |