| Entrée | 1 miriatra |
| Radical | 2 riatra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [Tanala]
[1.78] 5 Mandositra Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 11 miaritra, 12 miriatra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|