|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miray |
| Fototeny | 2 iray |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho.
5 Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...). 6 Mikambana amin' ny fanambadiana. 7 Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray. [1.1] 8 mivady. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 see Iray.
[1.2] 10 to be united; to be of one mind. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 s'unir, être unis; être d'accord.
[1.8] 12 s'accoupler. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 17 mikambana, 18 miombona, 19 mitambatra, 20 mivondrona |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 miary, 24 miray |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|