|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitambatra |
| Fototeny | 2 tambatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikambana: Mitambatra ao anatin' ity vata ity ny akanjonao
5 Mitohy, miady: Mitambatra tsara ny hazo nandrafetanao ity latabatra ity 6 Miharo: Misy hatramin' ny dimampolo ny mpianatra mitambatra ato amin' ity efitrano ity [1.1] 7 tsy misaratsaraka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to join, to be together
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être joint; être réunis: être additionné
[1.8] 10 en bloc [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 andalan-dohavy mitambatra |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|