| Entrée | 1 miratra |
| Radical | 2 ratra |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1] |
| Explications en français |
5 décroître; se dit de la lune [1.3] |
| Exemples |
6 ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana.
[1.381#]
|
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 10 Astronomie |
| Anagrammes | 11 maratry, 12 maritra, 13 miratra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|