|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mipika |
| Fototeny | 2 pika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra
5 Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany 6 Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko 7 Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja 8 Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato 9 Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to tick, as a clock etc.
11 to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 faire tic tac comme une horloge
13 se fermer avec un bruit sec 14 se plier comme un parapluie, un canif [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 19 tsy misy mipika |
| Fivaditsoratra | 20 akimpy, 21 kimpay, 22 mipaky, mipika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|