|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mingenongenona
Fototeny  2 ngenongenona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mimenomenona, manao teny an' orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mingenongenòna
Fototeny  10 ngenongenona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingenongenona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  12 mingenongenòna, mingenongenona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09