|
|
|
|

Teny iditra1  mikabaka
Fototeny  2 kabaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy be loatra: Mikabaka loatra izany ron-kena izany!. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Qui a beaucoup d'eau: Mikadaka loatra ny ron-dàoka (Il y a trop de sauce aux mets). [1.3]

Fivaditsoratra  6 mibakaka, 7 mikabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12