Entrée |
mijononoka
(jononoka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana [1.1]
|
Explications en anglais | To flow abundantly but silently [1.7]
|
Explications en français | Couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes [1.3]
|
| Couler abondamment et doucement [1.8]
|
Exemples |
1 | Mijononoka moramora ny orana avy hariva
[2.1046]
|
2 | Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra
[2.324]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mijononoka |
Passé : |
nijononoka |
Futur : |
hijononoka |
|
|