Entrée mihoatra (hoatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
Explications en anglais To exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
Explications en français Excéder; surpasser [1.8]
Exemples 
1Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
2Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470]
Morphologie 
Présent : mihoatra
Passé : nihoatra
Futur : hihoatra
Impératif : mihoara
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/09/05