Entrée | mihoaka (hoaka) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||
Définition malgache | Miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa ¶ Miezaka mafy miantso olona na mihira: Faly ny mihoakoaka fotsiny ireto fa tsy mahay mihira akory [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Traduction française | faire des efforts pour vomir [Rajemisa: Vakoka] | ||||||||||||
Vocabulaire | Santé | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Synonymes | mihoakoaka | ||||||||||||
Analogues | dimpoana ~ fenofeno ~ maivivy ~ maloiloy ~ manamonaina ~ masinaty ~ misalebolebo ~ misalembona ~ misalobona ~ misolebileby ~ salontsolonina ~ salosonina ~ ta-handoa | ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |