|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maloiloy |
| Fototeny | 2 loiloy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ta handoa, maivivy, misalebolebo.
5 Tsy tia: Maloiloim-pihavanana. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir des nausées.
[1.54] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 maivivy, manamonaina, milebolebo, misalebolebo, misalebona, misalembona, misolebileby |
| Mpanahaka | 9 dimpoana, 10 fenofeno, 11 masinaty, 12 mihoaka, 13 salontsolonina, 14 salosonina, 15 tahandoa |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 maliolio, 18 maloiloy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|